« | »

Tafa an-tsary

2012-05-13 @ 20:08 in Politika

Manana ny lazany ny andron'ny 13 mey ka afa-nanararaotra nilaza izay noeritreretina momba izany. Mba teny indray no henoina fa tsy vtery ho ny soratra no vakiana, nefa ilaina tokoa ilay "soratra mitoetra". Indroa aho no nitafa kely ka indreto atolotra anareo etoana eto. Mihainoa na mijere finaritra... [Tsindrio ny rohy 1 sy 2]

Jentilisa 13 mey 2012.

Hevitra

Manjary kamo manoratra amin'io bambuser io i Jentilisa fa manjary miteny fotsiny sisa an lol.

Nampidirin'i Hery @ 01:13, 2012-05-14 [Valio]

Saika adinoko. Amin'ny Youtube koa (ary inoako fa amin'ny facebook koa) dia afaka maka sary avy eo amin'ny webcam toa ny bambuser. Fa izany hoe tsy tonga dia hitan'ny olona mivantana rehefa ianao manao azy iny fa mbola miditra ao amin'ny youtube aloha dia ny rohy no omena ny olona rehefa vita ilay izy.

Nampidirin'i Hery @ 01:16, 2012-05-14 [Valio]

Avy nijery hatramin'ny farany fa milay e. Misaotra. Dia misaotra an'i madama koa :-p

Nampidirin'i Hery @ 01:25, 2012-05-14 [Valio]

Ilay mampita mivantana mihitsy no andramana satria raha sanatria misy misambotra antenantenany rehefa manangom-baovao avy hatrany dia hitan'ny rehetra eo!

Nampidirin'i jentilisa @ 10:00, 2012-05-14 [Valio]

faly maheno ny feon'i jentl alou ee

;-)

Nampidirin'i simp @ 20:01, 2012-05-15 [Valio]

fa otran'ny misy feo-ana matotoa letia le izy aa

manao:
gzzzzzzzzzaaaaaaaaa

looolllll

Nampidirin'i simp @ 20:02, 2012-05-15 [Valio]

jeansshop
revival
petsauce
portergray
amiekuan
initial
erikarechiga
eboutiquer
nationltd
jeaniezenon

Nampidirin'i next man @ 19:25, 2012-08-28 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
jentilisa

Vasoky ny tambajotra sosialy tahaka ny Facebook,Twitter sy ny karazany ny blaogy amin'izao fotoana. Mora miely vetivety ny hevitra sy izay voasoratra amin'ireo sehatra ireo.

Misy lafiny iray anefa tsy ahavoazan'izy ireo mihitsy ny blaogy dia ny fitehirizana.Rehefa karohina ny vontoaty iray dia sarotra hita kokoa ny vokatry ny fitadiavana avy amin'ireo tambajotra sosialy ireo.Izay lafiny izay no tsy maharesy tondromaso ny blaogy satria mora hita kokoa ny vontoatiny rehefa karohina amin'ny alalan'ny mili-pitadiavana.

Momba ny eto manokana indray, tsy hianona intsony amin'ny vaovao eto an-toerana aho fa hisokatra kokoa amin'ny manerantany, na amin'ny sehatra ankapobeny. Hosoratana avokoa na eritreritra sendra nandalo na revin-gadra, na fanehoan-kevitra mety hanafintohina ny mpamaky. Mety ho tezitra ianao amin'izay voasoratra nefa ny hisokafan'ny saina handinika sy hamakafaka ary handanjalanja no tena kinasa ambadiky ny lahatsoratra. Ka mazotoa daholo ary ny hevitra anie no hiady fa tsy isika no hifandramatra!

calendar
« Jiona 2018 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
          1 2
3 4 5 6 7 8 9
10 11 12 13 14 15 16
17 18 19 20 21 22 23
24 25 26 27 28 29 30
Tahiry
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox