fetymozika08
Ahitanao rakitsary vitsivitsy nitranga tamin'ny fetin'ny mozika 2008 notontosaina teto Antananarivo. Fiaraha-mizara hahafinaritra ny maso ho anao mpamaky
NA NY BOLONGAN'NY VAOVAO ETO AN-TOERANA, ETO MADAGASIKARA

Malagasy mipetraka eto Antananarivo Madagasikara. Roboka tanteraka amin'ity aterineto sy serasera ity. Tia mamoaka vaovao sy hevitra momba ny zavamisy eto Madagasikara. Tia ary tsy leo miresaka politika.