Momba ahy
jentilisa

Malagasy mipetraka eto Antananarivo Madagasikara. Roboka tanteraka amin'ity aterineto sy serasera ity. Tia mamoaka vaovao sy hevitra momba ny zavamisy eto Madagasikara. Tia ary tsy leo miresaka politika.

search
calendar
« Aprily 2006 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30            
Nampidirina farany
Sokajy
Rohy
Tahiry
Syndicate
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox

fihaonan'ny bloggers Antananarivo!

2006-04-29 @ 04:33 in Ankapobeny

Tontosa soa aman-tsara ny fihaonana izay nanasan'i Tattum ireo mpitoraka bilaogy teto Antananarivo. Raha tsy dia nazoto loatra aho ny handeha tamin'io fihaonana io dia lasa ihany noho ny fiangavian'i Ravakamalala izay tsy mba afaka. Teo ihany koa moa ny nahitan'i Tattum ny filazana izay nataoko teto ka raha izaho izay nilaza teto indray no tsy tonga dia mba hafahafa ihany. (tohiny)

nandresy ny fiaraha-mientana!

2006-04-10 @ 10:50 in Ankapobeny

Na aiza na aiza mandresy hatrany ny fiaraha-mientana indrindra rehefa rariny ho an'ny be sy ny maro no arovana. Tsy hay tohaina ny herim-bahoaka! (tohiny)