Momba ahy
jentilisa

Malagasy mipetraka eto Antananarivo Madagasikara. Roboka tanteraka amin'ity aterineto sy serasera ity. Tia mamoaka vaovao sy hevitra momba ny zavamisy eto Madagasikara. Tia ary tsy leo miresaka politika.

search
calendar
« Martsa 2010 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
Nampidirina farany
Sokajy
Rohy
Tahiry
Syndicate
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox

« | »

Dia miverina ve?

2007-04-11 @ 11:25 in Ankapobeny

Mahatsikaritra ve ianareo fa tena mivoatra be ny fijery ny blaogy.com? izaho ihany koa dia mahatsikaritra izany. Tsy mahalala loatra ny amin'ny resaka teknika aho aloha fa izay mahafinaritra kosa no lazaiko etoana e! Mety ho misy ny zavatra mahasosotra ato tsy ho vitany (mbola tsy hitako aloha) fa na ny endrika miseho hitanareo na ny endrika ato amin'ny fanoratana ato dia mahafinaritra avokoa. Hita tokoa ny fiezahana ataon'ny mpikarakara koa dia isaorana indrindra.

Ataoko fa tsy mitsanga-menatra mihitsy isika Malagasy mahita izao ezaka ataon'ny mpikarakara ny serasera.org izao. Maniry indrindra mba hitohy izao ezaka izao ary tsy ho kivin'ny mety ho fahasahiranana isankarazany isika. Koa asakasakareo izay tsy te-hanandrana aloha fa lasa ato indray aloha no tena mahafinaritra ahy e!

Hevitra

Hmm [Valio]

Aleo koa zany handramana aloha ilay fanoratana ! Izaho tsy tao tato ato :)

Nampidirin'i pissoa @ 20:30, 2007-04-11