Maharesaka.VETO

26 Apr, 2007

Hatsikana: Mahafinaritra ny maka sary!

Ankapobeny — Nampidirin'i jentilisa @ 19:20

Tena raiso amin'ny lafiny mampihomehy fotsiny ity sary ity ry zareo fa aza raisina amin'ny zavatra hafa mihitsy e! Koa dia miala tsiny mialoha raha misy ny tohina nefa tsy laitrako fa tiako aseho foana e!

ary mitsikia moa e!


Hevitra

  1. tena heveriko ho ny masoko no tsy mahita tsara na ny solosainako no manjavona marina. hihihi

    tsy ilay olona intsony izany no alaina sary kay fa ilay akanjo e ,!! hihihi

    Misaotra mizara jentilisa a!

    Nampidirin'i tokinao — 26 Apr 2007, 20:23

  2. Na dia saiky tsy hihomehy aza aho dia nihomehy ihany.

    Nampidirin'i kally — 26 Apr 2007, 23:31

  3. Izao ve tsy tahaka an'ilay maka sary olona milomano... manao akisitrika? :-)

    Nampidirin'i hery — 27 Apr 2007, 11:43

  4. amin'izao kosa tsy mila mampiomana intsony ny mpaka sary hoe :"aty daholo jerena, mitsiky kely daholo amin'izay,..."

    Nampidirin'i ikalamako — 27 Apr 2007, 11:56

  5. Ka raha any aoriana any mijery ilay sary dia mba inona no ho antony ?

    Nampidirin'i ragista — 30 Apr 2007, 17:08

  6. Fahatsiarovana nitsidihany firenena vahiny anie io e! milaza hoe efa nandalo teto izahay

    Nampidirin'i jentilisa — 30 Apr 2007, 18:05

Powered by LifeType