Maharesaka.VETO

11 Jol, 2007

Maharena tokantrano

Andavanandro — Nampidirin'i jentilisa @ 19:14
Lahatsoratra faharoa androany ity. Nalaza eran’izao tontolo izao ny fahabetsahan’ny mariazy notontosaina tamin’ny 07/07/07 teo iny. Betsaka moa ny resaka efa nandeha tamin’iny fa ny mba tsy aritro dia ny marizain’ny “cousine”-ko nalain’ny gazety ny vaovaontsika sary lehibe teo amin’ny voalohan’ny takelaka sady nisy filazalazana tsotra momba an-dry zareo tao anatiny. Dia faly ny tena ary mitso-drano hoe “maharena tokantrano sady ho arahin-jazalahy sy zazavavy e!”

Hevitra

  1. io ary izahay le tsy mahara-baovao raha vao tsy manoratra ianao. Izany mariazy tamin'ny 07/07/07 izany tena tsy arakay, ka dia mirary soa ho an'ny rehetra nifanome eny tamin'io, sy ho an'ilay cousine-nao e ! Miandry ny vendredi 13 indray isika rahampitso (mbola 12 androany o, very aho tsy mahay andro intsony rey olona)

    Nampidirin'i ikalamako — 12 Jol 2007, 01:11

Powered by LifeType