Sary noelin’Analakely 14
Rehefa mirotsaka maherihery iny ny orana dia ny mpivarotra an-tsisiny no tsy hita voalohany.
Indreo milahatra fotsifotsy manome endrika ny tanàna kosa ny tranolain'ny mpaka sary nomen'ny fujifilm.

Fa dia itangoronana tokoa anie ny mijery olona alaina sary e!Fa tahaka ny ahoana tokoa moa ny ao anatin'ny iray amin'ireny toerana fakan-tsary ireny.

Fa dia aleo ianareo no mijery ny ambin-tsary rehetra.










Ny fitohanana teny Isotry tamin'ny 22 desambra 2007.
5 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)

Tsara ny sary ... -2°C ny aty androany ;)
Nampidirin'i tomavana — 26 Des 2007, 12:20
Raha mba nananteran'ny dadabe noely fakan-tsary za de naka mitovy @ reo mihitsy !!! Joyeux Noël e!
Nampidirin'i jf — 26 Des 2007, 13:28
tsara be re, sady ohatrany mba hoe any koa izahay aty lavitra aty. Misaotra Jentilisa a, ary manaova krismasy mahafinaritra
Nampidirin'i sipakv — 26 Des 2007, 14:30
misaotra amin'ny sary Jentilisa a !
dia mirary fety tsara amin'ity faran'ny taona ity e !
Pissoa
Nampidirin'i pissoa — 27 Des 2007, 12:57
Misaotra antsika rehetra dia samia manao fety sambatra avokoa e!
Nampidirin'i jentilisa — 27 Des 2007, 16:43