Momba ahy
jentilisa

Mihamanahirana ny fahafaham-potoana mamaham-bolongana. Noho izany dia tery aho hanokatra kaonty twitter ahafahanao manaraka vaovao tselatra avy eto Madagasikara.

Jereo etsy amin'ny rohy etsy ambany sokajy jereo koa ny hoe Araho amin'i twitter i Jentilisa.

search
calendar
« Jolay 2009 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
      1 2 3 4
5 6 7 8 9 10 11
12 13 14 15 16 17 18
19 20 21 22 23 24 25
26 27 28 29 30 31  
Nampidirina farany
Sokajy
Rohy
Tahiry
Syndicate
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox

« | »

Tsaralalàna[Pharmacie centrale]: Trano may indray e!

2008-05-16 @ 14:58 in Andavanandro

Mahavariana fa dia misy trano may indray ao Tsaralalàna ao amin'izao fotoana izao ( zoma 16 mai 2008). Nanontany aho fa sao dia ny tobin'ny mpamonjy voina sy haintrano no may amin'izany? Angamba dia ho sampona fa tatitra tsy voamarina no milaza fa ny Hotel Shalimar io may io. Ny resaky ny olona moa tonga dia milaza fotsiny hoe:" Miala hetra indray izany fa be loatra ny hetra!". Asa anefa!

Fanitsiana: Ny Pharmacie Centrale no may

Hevitra

[Valio]

Tsy ny Shalimar no may fa ny Pharmacie Centrale ampitan'ny polisy. Efa any an-toerana ny Praiminisitra amin'izao fotoana izao.

Nampidirin'i jentilisa @ 15:08, 2008-05-16
Hampiditra hevitra









 authimage