Momba ahy
jentilisa

Mihamanahirana ny fahafaham-potoana mamaham-bolongana. Noho izany dia tery aho hanokatra kaonty twitter ahafahanao manaraka vaovao tselatra avy eto Madagasikara.

Jereo etsy amin'ny rohy etsy ambany sokajy jereo koa ny hoe Araho amin'i twitter i Jentilisa.

search
calendar
« Jolay 2009 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
      1 2 3 4
5 6 7 8 9 10 11
12 13 14 15 16 17 18
19 20 21 22 23 24 25
26 27 28 29 30 31  
Nampidirina farany
Sokajy
Rohy
Tahiry
Syndicate
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox

« | »

Mivantana Toamasina: NIrehitra ny sambo nandefa ny afomanga

2008-06-25 @ 19:32 in Ankapobeny

Tsemboka tsy fidiny Ravalomanana. Tamin'ny 7 ora sy sasany katroka dia nirehitra ilay sambo nandefasana ny afomanga tany Toamasina. HIta mivatana tamin'ny televiziona Nasionaly Malagasy izany. Nifarana tsy fidiny ny tany raha mbola nitohy kosa ny teto Antananarivo.

Hevitra

[Valio]

Oooooo :(
Any anivon'ny ranomasina indray ve no misy zavatra mirehitra !

Nampidirin'i pissoa @ 20:26, 2008-06-25

[Valio]

ary tsy naharitra ela koa anie ny afomanga e!!! 20 minitra fotsiny vehhhh
fa tsy ratsy kosa ilay soratra ery Ampamarinana hoe ANTANANARIVO e!!! raha misy sary dia mba andefaso e!!!

Misaotra nitatitra!

Nampidirin'i sipagasy @ 23:33, 2008-06-25

loza [Valio]

harilova

Ny anay taloha ny afo no arehitry ny sambo dia mila mamono afo, ity indray ny sambo no arehitry ny afo dia mila maninona izany rahampitso?
mirary fety sambatra daholo e

Nampidirin'i harilova @ 23:54, 2008-06-25

[Valio]

oups, lalina koa izany ! ka tsy hisy hihiaka hoe sabotazy indray rehefa kelikely ?
harilova : zaka sy doran'ny sambo loool (mangoustan indray ampiasaina - mahazaka fa tsy mandoro MDR)

Nampidirin'i ikalamako @ 00:17, 2008-06-26
Hampiditra hevitra









 authimage