« | »

personality of jentilisa

2009-08-18 @ 05:19 in Ankapobeny

via simplex' blog has made a test of his personality and found out that he has personality type of a creator or a craftman. You too, test yourself.

Hevitra

sitlo

Ny ahy indray http://img504.imageshack.us/img504/2849/32681764.png

Nampidirin'i sitlo @ 19:40, 2009-08-18 [Valio]

hi hi hi creator ... poete izany :)

Nampidirin'i pissoa @ 21:43, 2009-08-18 [Valio]

oeeeeeeeeeeeeeee
merci jentl an

creator/craftsman means hot :)
you create things ;-)

Nampidirin'i simp @ 00:20, 2009-08-19 [Valio]

mapme be koa le hoe test yourself :)
otran'le pub ana fi-testing HIV/AIDS kle :)

Nampidirin'i simp @ 00:22, 2009-08-19 [Valio]

marina izany ka! HIV angamba! hihi!

Nampidirin'i jentilisa @ 09:05, 2009-08-19 [Valio]

kay,
za irery ve no naha-remarque ny hoe:

ity angamba ny post faran'ze fohy indrindra nataon'i jentl ary possibly ho ataon'i jentl @ longue histoire an'ny Maharesaka VETO :P

sao dia tokony ataoko headline ary ity lelika eee... miditra ao @ annale an'ny tantara ity lol
history has been made hahaha

;-)

Nampidirin'i simp @ 18:15, 2009-08-19 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
jentilisa

Vasoky ny tambajotra sosialy tahaka ny Facebook,Twitter sy ny karazany ny blaogy amin'izao fotoana. Mora miely vetivety ny hevitra sy izay voasoratra amin'ireo sehatra ireo.

Misy lafiny iray anefa tsy ahavoazan'izy ireo mihitsy ny blaogy dia ny fitehirizana.Rehefa karohina ny vontoaty iray dia sarotra hita kokoa ny vokatry ny fitadiavana avy amin'ireo tambajotra sosialy ireo.Izay lafiny izay no tsy maharesy tondromaso ny blaogy satria mora hita kokoa ny vontoatiny rehefa karohina amin'ny alalan'ny mili-pitadiavana.

Momba ny eto manokana indray, tsy hianona intsony amin'ny vaovao eto an-toerana aho fa hisokatra kokoa amin'ny manerantany, na amin'ny sehatra ankapobeny. Hosoratana avokoa na eritreritra sendra nandalo na revin-gadra, na fanehoan-kevitra mety hanafintohina ny mpamaky. Mety ho tezitra ianao amin'izay voasoratra nefa ny hisokafan'ny saina handinika sy hamakafaka ary handanjalanja no tena kinasa ambadiky ny lahatsoratra. Ka mazotoa daholo ary ny hevitra anie no hiady fa tsy isika no hifandramatra!

calendar
« Novambra 2019 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
          1 2
3 4 5 6 7 8 9
10 11 12 13 14 15 16
17 18 19 20 21 22 23
24 25 26 27 28 29 30
Tahiry
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox