Euro 2008: Maty piraoga ny mpitia baolina gasy
Mionòna mionòna ialahy ry mpitia baolina Malagasy fa izay kely azon’ny Afnex omena an’ialahy ihany no sisa arahin’ialahy mivantana. Zara aza ialahy nomeny baolina valo hojerena amin’ity euro 2008 ity ka ampahaefatry ny famaranana ny roa, atsasaky ny famaranana ny iray ( fa maninona no tsy izy roa e?) ary ny famaranana ny iray. Zara aza ialahy nahita ny lalao fanokafana androany alina iny dia amin’ny alakamisy 12 marsa 2008 hihaonan’ny Alemana sy ny Kroaty indray ny baolina manaraka.
Fa iza anefa no nilaza tamin’ialahy hoe aty amin’ny faritra mahantra Afrika Atsimon’i Sahara ialahy no mipetraka? Ahoana tsara hoe? Maninona raha mividy ny fitondrana Malagasy hanome fahafaham-po ny vahoaka tsy mandady harona? Oadray! Izy anie afaka mijery amin’ny TPS sy ny Canalsat e! Maninona raha mampiditra ny iray amin’ireo ialahy? Soa ihany aho fa tsy naka “congé” fa izany no fanaoko rehefa avy ny Euro na ny mondial. Sa ve hoe rehefa tsy hijery baolina aho rahampitso dia heverin’ialahy fa tsy tia baolina mihitsy aho? Ka raha tia hanaraka baolina mivantana anie ialahy mitantara ny Radio Nasionaly Malagasy e! Ahoana tsara hoe? Izay aloha e! Ny mijery no tena izy fa tsy itantarana.
Dia inona anefa no hataon’ialahy? Himenomenona fotsiny any ambadika any? Ka sahin’ialahy ve ny hitaky Euro eny Mahamasina rahampitso? Izaho anie ho’aho tsy ho eny e! Io tsy fahaizana mivondrona io ihany no mahavoa an’ialahy? Fa raha misy fihetsiketsehana (izay ho nofinofy tanteraka aloha eto Madagasikara) rahampitso mety ho heno ihany ny hetahetan’ialahy ka! Saingy ny vahaolana tsotra indrindra dia ny mitady akama manana TPS na Canalsat e! Izaho aloha tsy manana fa efa mahay mionona e! Zara aza nomeny baolina valo na dia tsy mahaliana loatra aza ny lalao omeny e! Foha! Foha! Ndeha matory fa tsiiiy iiiiiy! Ary tsy ramatoa no imenomenonana eo!






Hevitra
[Valio]
akory atao re rajentl. Mahaiza mionona tokoa.
Eee, "misy farany e raha jiaby" hozy ny hira (minoa fotsiny ! :-P - aiza elah ry news2dago hihihi)
[Valio]
Ikalamako =>Za mahita euro fa manana tvf ato an-trano e!
jentlisa => Soa fa ny anao no tg aloa fa ra za no nitatatata teo omaly angamba asa fotsiny! koa nareo anie tsy mifidy TIM koa inona no omeko anareo eo e!
Ra fetsy zao ny commune dia manangana ecran lehibe iray haingana dia haingana eo @ 13mai de asina kabary politika kely tg de miongana ra8! pi maso fotsiny ity rajentlisa fa top sisa andrasana dia rava io a!
t@ ilay iraika lahy taloha izay tsy nisy euro voadingana mihitsy! lol
[Valio]
Ilay izy aloha hita tsara amin'izay hoe iza no tena tia ity baolina fandaka ity e! indrisy manko ry sarambambe
[Valio]
Tena mitovy hevitra @ news2dago ny manampahefana taty Genève ka nametraka écran géant tamin'ny kianja malalaka izay anasana maimaim-poana ny vahoaka ... satria zary tsy ho tafiditra eny amin'ny kianaja daholo ireo mpijery.
Tsy mitovy anefa ny hoenti-manana ... Mamangy @ fahoriana e !
[Valio]
Vokatry ny halafosan'ny vidim-piainana daholo izao r'ise a.
[Valio]
Ary i DotMG indray tamin'ilay hoe nividy ny alàlana handefa ny CAN 2008 ny fitondrana malagasy dia saika hitabataba hoe maninona ny vola raha atobaka ho fampandrosoana ny baolina kitra eto an-toerana (ohatra, mba atao 1 miliara ny loka @ THB Champions League ireny), fa ny mpanao azy tsy omena azy fa ny mpankafy izay manao fitia valalan'amboa indray no omena fahafaham-po?
Ndao hihazakazaka 2 : Ndao hanao kitra. Rehefa tsy afaka hahita fafiny mijery ny Euro ialahy isany, ndao hanao an-kisisika! 200Ar ny fandraisana anjara.
おまんこ [Valio]
おまんこに触るだけで高収入がもらえる出会い系サイト。おまんこ画像やおまんこ動画も多数用意しております。クンニ好きに朗報!クンニされたい女性が全国各地から大集合。無修正のクンニ画像もゲットできます。コスプレのイベントに行ったことはありますか?様々なコスチュームの女性たちが出会いを求めています。ヌードになりたい裸の女性とコミュニケーションを取ってみませんか?セミヌードでも参加可能です。ハメ撮り動画が見たいなら素人の投稿動画が断然オススメ♪人気の動画をいっぱい集めよう。パイパンの無毛な美少女のワレメ動画が見られるのはココだけ。アダルトな動画が盛りだくさん。パンチラが大好きな管理人による。パンチラ画像、パンチラ動画の公開サイト。毎日更新しています。ママのような母性のある熟女が登録している出会い系。お母さんタイプが好きな人にオススメです。レイプによる犯罪が問題になっている。強姦罪が適用。戦時下では集団レイプなども度々起こる。ロリが好きな人が最近増えているようです。ロリータ、又はロリ系ともいいます。女子高生好きな人が多いですね。女子校生の制服でコスプレするのもいいかも。爆乳の女性と巨乳の女性、美乳の女性ではどのタイプがあなたの好みですか?童貞 悩みの方へ、悩んでいても解決しません、童貞卒業のためにセックスを体験してみませんか?乱交サークルに参加したことはありますか?スワッピングによるグループセックスも人気があります。恋愛がしたい方はまず恋愛相談、恋愛検定を受けてみるのもいいかもしれませんね。ソープランドや風俗、デリヘルで童貞を捨てる時代はもう古い、今は出会い系サイトが主流です。デリバリーヘルス(デリヘル)や風俗よりもアダルトな出会い系サイトが断然オススメ。デートの約束の前にデートスポットを調査しておこう。デートコースを決めておくのも重要です。素人童貞という言葉は有名ですが、今は玄人童貞というものやD.T.という言い方も流行っています。近親相姦を告白した人の動画が公開されています。家族との再現VTRも収録。
HIPHOP [Valio]
大阪のHIPHOPレーベルであるBABY CROWN。大阪の次世代を担う間違いないHIPHOPアーティスト・R&Bアーティスト・DJが所属する。人気HIPHOPイベントであるDIG UP大阪などの情報がてんこ盛り!Web限定のお得な情報などもあります。その他にも、人気DJによるお勧めのヒップホップMIXCDなどの情報も満載!ヒップホップ好きなら迷わずベイビークラウンをチェック♪DJ DOLLPHIN・LEED ROCK・Gwangho・R&B・MIX CDTHE BUSH
出会い [Valio]
完全無料の出会い系サイト紹介所LINK集-16完全無料の出会い系サイト紹介所LINK集-17完全無料の出会い系サイト紹介所LINK集-18完全無料の出会い系サイト紹介所LINK集-19完全無料の出会い系サイト紹介所LINK集-20