gara

Hahitanao ny sary maro dia maro nandritra ny fandalovako tao Antsirabe nandritra ny fiovana rivotra nataoko tamin'ity volana aogositra ity. Nataoko karazany efatra ihany ny tahirintsary, izany hoe misy rakitra efatra samihafa nametrahako azy. Ny iray voalohany dia mirakitra ny manodidina any gara ka tafiditra ao ny hotel de thermes sy Andranomaimbo ary ny manamorona ny zaridainan'ny gara manontolo iny. Mahazoa fahafinaretana ary

 

gara 017.jpg

gara 018.jpg

gara 019.jpg

gara 020.jpg

gara 021.jpg

gara 022.jpg

gara 023.jpg

gara 024.jpg

gara 025.jpg

gara 026.jpg

gara 027.jpg

gara 028.jpg

gara 029.jpg

gara 030.jpg

gara 031.jpg
 
«Mialoha   1 2
Momba ahy
jentilisa

Vasoky ny tambajotra sosialy tahaka ny Facebook,Twitter sy ny karazany ny blaogy amin'izao fotoana. Mora miely vetivety ny hevitra sy izay voasoratra amin'ireo sehatra ireo.

Misy lafiny iray anefa tsy ahavoazan'izy ireo mihitsy ny blaogy dia ny fitehirizana.Rehefa karohina ny vontoaty iray dia sarotra hita kokoa ny vokatry ny fitadiavana avy amin'ireo tambajotra sosialy ireo.Izay lafiny izay no tsy maharesy tondromaso ny blaogy satria mora hita kokoa ny vontoatiny rehefa karohina amin'ny alalan'ny mili-pitadiavana.

Momba ny eto manokana indray, tsy hianona intsony amin'ny vaovao eto an-toerana aho fa hisokatra kokoa amin'ny manerantany, na amin'ny sehatra ankapobeny. Hosoratana avokoa na eritreritra sendra nandalo na revin-gadra, na fanehoan-kevitra mety hanafintohina ny mpamaky. Mety ho tezitra ianao amin'izay voasoratra nefa ny hisokafan'ny saina handinika sy hamakafaka ary handanjalanja no tena kinasa ambadiky ny lahatsoratra. Ka mazotoa daholo ary ny hevitra anie no hiady fa tsy isika no hifandramatra!

calendar
« Septambra 2024 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Tahiry
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox