hetsika40fjkm

Ireto sary manaraka ireto dia nalaina nandritra ny fotoam-pamaranana ny fahaefapolo taona ny FJKM sy ny Hetsika JKM izay notontosaina tao amin'ny kianjaben'i Mahamasina ny alahady 9 novambra 2008. Ny fotoana maraina ihany no tena narahina sy nalaina sary noho ny tsy fahafahana manatrika ny tolakandro. Ny tolakandro manko no fotoana nafanain'ny mpanakanto ara-pilazantsara avy amin'ny FJKM.

 

finhetsika40 037.jpg

finhetsika40 038.jpg

finhetsika40 039.jpg

finhetsika40 027.jpg

finhetsika40 036.jpg

finhetsika40 040.jpg

finhetsika40 041.jpg

finhetsika40 029.jpg

finhetsika40 030.jpg

finhetsika40 031.jpg

finhetsika40 032.jpg

finhetsika40 033.jpg

finhetsika40 022.jpg

finhetsika40 023.jpg

finhetsika40 024.jpg
 
1 2 3  Manaraka»
Momba ahy
jentilisa

Vasoky ny tambajotra sosialy tahaka ny Facebook,Twitter sy ny karazany ny blaogy amin'izao fotoana. Mora miely vetivety ny hevitra sy izay voasoratra amin'ireo sehatra ireo.

Misy lafiny iray anefa tsy ahavoazan'izy ireo mihitsy ny blaogy dia ny fitehirizana.Rehefa karohina ny vontoaty iray dia sarotra hita kokoa ny vokatry ny fitadiavana avy amin'ireo tambajotra sosialy ireo.Izay lafiny izay no tsy maharesy tondromaso ny blaogy satria mora hita kokoa ny vontoatiny rehefa karohina amin'ny alalan'ny mili-pitadiavana.

Momba ny eto manokana indray, tsy hianona intsony amin'ny vaovao eto an-toerana aho fa hisokatra kokoa amin'ny manerantany, na amin'ny sehatra ankapobeny. Hosoratana avokoa na eritreritra sendra nandalo na revin-gadra, na fanehoan-kevitra mety hanafintohina ny mpamaky. Mety ho tezitra ianao amin'izay voasoratra nefa ny hisokafan'ny saina handinika sy hamakafaka ary handanjalanja no tena kinasa ambadiky ny lahatsoratra. Ka mazotoa daholo ary ny hevitra anie no hiady fa tsy isika no hifandramatra!

calendar
« Septambra 2024 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Tahiry
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox