« | »

Euro 2008: Pour la désobeissance civile contre UEFA

2008-06-10 @ 21:27 in Spaoro

Je me permets d’ecrire en français même s’il y aura des fautes d’orthographe et des fautes de grammaire et même si la langue française n’est vraiment pas mon fort. Peut être que c’est voulue ainsi mais je me demande aux amis africains au sud du Sahara si vraiment ils aussi n’ont droit qu’à huit matchs durant cet evenement qu’est l’euro 2008. Nous sommes tous témoins que l’afnex qui a droit de diffusion pour l’euro 2008 pour toute l’afrique sub saharienne n’a pas acheté que le nombre déjà cité ci-dessus (sa population n’atteint-elle pas le nombre d’un milliard d’habitants?) . L’afrique d’où viennent des élites actuels de ce sport roi. Si c’est vrai...alors les Africains sont donc condamnés d’avance. Malheur à toi Pauvreté.

Je me demande s’il n’y a vraiment pas de réactions de la part des africains de cette injustice flagrante de monople qui ne connait que de bénéfices et peut être trop de bénéfices aux détriment de l’amour des fans de football qui n’a plus rien à faire qu’écouter le résultat de tout match en dépit de l’avancée incroyable du technologie et de la communication en ce moment. C’est vrai que l’evenement se passe en Europe et que je suis en Afrique mais qui ne connait pas que le lien entre l’Afrique et l’Europe est tres étroit par l’histoire commmune entre eux-mêmes. Et l’amour de football n’a pas de frontières ni de limites.

Maintenant je comprends tres bien pourquoi les hommes et les femmes des pays en développement sont friand de produits dit de piraterie à bas prix qui viennent de l’Asie en général et de Chine en particulier c’est parce que beaucoup de marques accollées à ces produits sont européennes ou américaines. Les Chinois savent que l’Afrique aime l’Européen ou l’Americain du Nord et les Chinois jettent l’hameçon là dessus. Maintenant je voudrais tant que CCTV diffuses illégalement et gratuitement pour l’Afrique et pour l’Amérique Latine tout les matchs de cet Euro comme une révanche à l’endroit de l’Europe et de son boycott de flamme olympique qui vient de se passer quelque mois auparavant. Je sais une chose, j’ai peur de la Chine et de ses produit mais c’est surtout l’Europe qui a peur d’elle et est incapable de faire plier cette grande nation de l’empire du milieu aussi serais-je totalement du côté de la Chine . Connaissez-vous une entreprise Suisse (où se tient l’euro 2008) de fabrication de ciment dénommé Holcim chez vous? Ici à Madagascar cette entreprise n’a céssé d’augmenter le prix de ses produits de cinq fois plus chère qu’il y a six ans mais qu’elle vient de baisser les prix de 10 à 15% parce qu’une société chinoise vient lui concurencer  partir du mois suivant. Ceci pour vous dire que l’Européen aussi est très avide d’argent et que le monopole de quoi que ce soit (et même de retransmission en direct d’un match de football) n’a de bénéfique qu’à celui qui le detient.

Autre chose, parce que les télévisions nationales africaines ne peuvent pas se permettre de faire le ‘pirate’. J’appelle à la désobeissance civile de1 cette manière suivante: que tout restaurant, bar, salle de jeux ou salle vidéo de toute l’Afrique sub saharienne fassent promotion auprès du public qu’ils ont la télévision satellitaire et qu’on pourrait suivre chez eux sur écran géant ou sur écran (de) très large (dimension) toutes les retransmissions en direct de l’euro et que tout pouvoir public ferment les yeux de tout acte illegale de ces rétransmissions auprés du public. Pourquoi nous laisser à notre faim? Peut être que l’Européen sait pertinemment que l’Africain ne pourrait plus se passer de leur rencontre sportive mais il veut séparer le riche du pauvre. Peut être que l’Européen ne veut plus du football comme un sport masse mais un sport typiquement européen et réservé aux riches. Maintenant j’ai des soucis que même si le mondial se passera en Afrique en 2010, l’Africain n’aura droit de rétransmission que de l’ouverture et de la finale de cet evenement sportif. Autant agir dès maintenant!

Ahoana isika eto Madagasikara? Aiza avy ny toerana ahafahana mijery ny fampitana mivantana ireo lalao rehetra ireo e? Mbà milazà ry zareo a! 

Hevitra

any @ news2dago ry jentilisa a ! manana tsy mba mizara kosa ilay karilahy io an...:-P

Nampidirin'i ikalamako @ 21:35, 2008-06-10 [Valio]

lalina tokoa ny fiainana ! izaho izao aty am-potony nefa tsy manam-potoana hijerena an'ilay match voalohany manomboka @ enina ora hariva. ilay faharoa indray efa leo be aho dia aleoko manao zavatra hafa. tsy mbola nahita match direct mandrak'izao na dia iray minitra aza...

Nampidirin'i Rajiosy @ 22:46, 2008-06-10 [Valio]

Poinsa tsy maintsy misy video mampiseho any fa anotanitanio ny pokona... mety tsy hivoaka eto aloha ee :)

Nampidirin'i simp @ 22:53, 2008-06-10 [Valio]

Angaha kosa dia tena fijaliana be mihitsy izany hoe tsy afaka mijery baolina izany e ?
:-)

Nampidirin'i lehilahytsyresy @ 07:16, 2008-06-11 [Valio]

Isaky ny roa taona ange no mahita izany lalao faratampony izany e! Tsy hahita indray raha tsy amin'ny 2010 e

Nampidirin'i jentilisa @ 07:57, 2008-06-11 [Valio]

Reko vao teo mihitsy hoe hay ny UEFA mihitsy no tsy manaiky loatra intsony ny fandefasana ny lalao ho an'ny daholobe afa-tsy ireo lalao efa fantatra dia ny lalao iray isaky ny vondrona ka ny fihaonan'ny heverina ho favori amin'io vondrona io, lalao ampahefa-dalan'ny famaranana roa (fa tsy efatra), atsasaky ny famaranana iray (fa tsy roa) ary famaranana iray. Izay no mahavalo ny lalao azon'ny daholobe jerena.

Ny kendren'ny UEFA ao anatin'izany dia ny hampiroboroboana ny fahitalavitra andoavam-bola isam-bolana. Raha izany tokoa dia mitsiriritra sisa ataon'ny tsy manambola ary afaka kelikely dia mety tsy misy te-hahalala izany baolina fandaka izany intsony.

Saosy a! saosy e! ianao anie ka tena tadiavina e!

Nampidirin'i jentilisa @ 08:47, 2008-06-11 [Valio]

Andao hirotaka e

Nampidirin'i news2dago @ 08:48, 2008-06-11 [Valio]

Totalement d'accord. Le foot est , et doit rester, un sport universel. Bien sûr, la gratuité n'est pas de mise, mais je crois que le prix doit être en fonction du PNB de chaque pays. Et pourquoi priver les africains des autres match? Pour les forcer à acheter des paraboles? Allons donc, pas avec leurs revenus actuels.
Nampidirin'i eprom @ 08:51, 2008-06-11 [Valio]

Maka milamina isika news2dago a! tsy ny fitondrana malagasy akory no fototry ny olana fa any ampototr'ity raharaha ity mihitsy!

Raha azo atao izao dia manao sorabaventy eny Mahamasina mitaky amin'ny UEFA ny fahazoan'ny daholobe mijery baolina amin'ny alahady ho avy izao. Hanasa ny rahalahy afrikana ihany koa aho hanao izany sorabaventy izany ho hitan'izao tontolo izao. Baolina no resahina ka ataoko fa ho eken'ny rehetra izany.

Nampidirin'i jentilisa @ 09:03, 2008-06-11 [Valio]

j'invite tous les Africains fans de football de porter des banderôles dans les stades durant cet eliminatoire de la CAN et du mondial 2010 invitant l'UEFA à renégocier cette limitation honteuse de match que les Africains peuvent voir

Nampidirin'i jentilisa @ 09:06, 2008-06-11 [Valio]

maninona ary ny kominina tsy mba manao ecran geant toy ny t@ andron'i rafaly!

za alo afaka manome ra misy manana retro projecteur de lasa zao aiza ny toerana!

Nampidirin'i news2dago @ 09:13, 2008-06-11 [Valio]

avoay @ global voice alo ity lahatsoratra ity dia adika @ teny frantsay sy anglisy sy ny sisa mey mora kokoa ny tolona @ izay

Nampidirin'i news2dago @ 09:14, 2008-06-11 [Valio]

L'UEFA veut être le chantre d'une lutte contre le racisme. Mais qui est le plus raciste? Cliquer le lien ci-dessous

Nampidirin'i Qui est raciste @ 09:26, 2008-06-11 [Valio]

Ka izay mihitsy news2dago no tanjoko amin'ity raharaha ity a! raha mba hitan-dry zareo ity dia tena faly be mihitsy aho

Nampidirin'i jentilisa @ 09:28, 2008-06-11 [Valio]

news2dago

tokony hohitany io e! fa mila mihetsika ihany koa isika satria mety tsy io ireny no lalao tsy ho azontsika intsony ao aorina ao!

Nampidirin'i news2dago @ 09:56, 2008-06-11 [Valio]

han, mikononkonona indray ry leirony, lol :-P

Nampidirin'i ikalamako @ 11:30, 2008-06-11 [Valio]

Araka ny fantatra dia hatramin'ny 2010 ny zo azon'ny Afnex handefasana ny baolina mivantana ho an'ny faritra afrika izany hoe tafiditra soa aman-tsara ny mondial. Manahy mafy aho noho izany toe-javatra izany raha izao no mitohy.

Nampidirin'i jentilisa @ 12:12, 2008-06-11 [Valio]

io ary ny anareo! tena manao izay tiany atao tokoa ny nomen'ny UEFA ny alalana handefa ny baolina eto Afrika. Tena tsy rariny! vakio anie io lahatsoratra eo amin'ny rohy io

Nampidirin'i didin'i Afnex @ 12:23, 2008-06-11 [Valio]

jereo eto
resaka bizna kosa ny an'ny Afnex ee. Ny FIFA/UEFA no vendrana tsy mba nanisy clause ahafahany mi-controle ny mety hoe abus ana-monopole ataondrizalah eo...

Tsy maintsy mipoaka ny tako-bilany!!!!

Nampidirin'i simp @ 14:07, 2008-06-11 [Valio]

de tsy misy mondial hita koa zany @ 2010 ny can 2010 de tsy mahita ny barea indary izany kano maninona ra tg de manao pirater_na fotsiny izao iza ny ahita antsika eo isika samy malagasy iza no be tangolaza any @ zala any! de rehefa tratra de aloa @ vola azo @ MAP ze 2million de $ e! sa ahn?

Nampidirin'i news2dago @ 14:53, 2008-06-11 [Valio]

While the football world is enjoying the UEFA European Football Championship, many countries in Africa are restricted to watching 8 tournament games. Jentilisa, blogging from Madagascar, explains that the number of games to be broadcasted was decided by AFNEX (African Network and News Exchange) who bought the rights to the tournament in the region for African national televisions.

ary mbola misy tohiny ao amin'ny rohy tsindrio jentilisa etsy ambany

Nampidirin'i jentilisa @ 06:40, 2008-06-12 [Valio]

tonga ny hafatra e!

Nampidirin'i news2dago @ 08:57, 2008-06-12 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
jentilisa

Vasoky ny tambajotra sosialy tahaka ny Facebook,Twitter sy ny karazany ny blaogy amin'izao fotoana. Mora miely vetivety ny hevitra sy izay voasoratra amin'ireo sehatra ireo.

Misy lafiny iray anefa tsy ahavoazan'izy ireo mihitsy ny blaogy dia ny fitehirizana.Rehefa karohina ny vontoaty iray dia sarotra hita kokoa ny vokatry ny fitadiavana avy amin'ireo tambajotra sosialy ireo.Izay lafiny izay no tsy maharesy tondromaso ny blaogy satria mora hita kokoa ny vontoatiny rehefa karohina amin'ny alalan'ny mili-pitadiavana.

Momba ny eto manokana indray, tsy hianona intsony amin'ny vaovao eto an-toerana aho fa hisokatra kokoa amin'ny manerantany, na amin'ny sehatra ankapobeny. Hosoratana avokoa na eritreritra sendra nandalo na revin-gadra, na fanehoan-kevitra mety hanafintohina ny mpamaky. Mety ho tezitra ianao amin'izay voasoratra nefa ny hisokafan'ny saina handinika sy hamakafaka ary handanjalanja no tena kinasa ambadiky ny lahatsoratra. Ka mazotoa daholo ary ny hevitra anie no hiady fa tsy isika no hifandramatra!

calendar
« Jiona 2019 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30            
Tahiry
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox