Rango-pohy teny Ivato inona no tena marina?
Somary nahavaka ny sain'ny besinimaro ny nandre fa tonga teny amin'ny Foibem-pivoriana Iraisam-pirenena na Centre de Conférence International ny Ankolafy Ravalomanana. Nitehaka sy nihoby ireo tao amin'ity foibe ity. Inona ny zava-misy marina? Ango-baovao ihany no atolotro eto fa mahazo manohy koa ianareo,
-
Robert Bourgi est le Mr Afrique de l'Elysée, 1 proche de Guéant, et a assisté à "l'autoinvestiture" de Rajoelina psdt de #Madagascar
-
Paraphe ou signatureLa séance qui a vu et le paraphe et la signature de la feuille de route présentée par le Dr. Simao a été un évènement révélateur de la pratique politique politicienne de n… Hébergé par OverBlog
-
Giana sy nahatsiaro tena ho kamboty indray ny mpitolona teo amin'ny kianja Magro Behoririka io hariva io, nipoitra indray ve ny Jodasy sy mpamadika ny tolona?
-
#Madagascar: Allez, je vais me laisser tenter par le jeu de mots... Rango-pohy = paraphe gasy :)
-
8 partis politiques ont signé la 'feuille de route'#SADC pour la sortie de crise à #Madagascarhttp://bit.ly/hR40t4 re: http://ff.im/znvWF
http://storify.com/jentilisa/soniaasimaoaivato
Jereo amin'io rohy farany io ny angom-baovao rehetra azoko