Tsaralalà na[Pharmacie centrale]: Trano may indray e!
Mahavariana fa dia misy trano may indray ao Tsaralalàna ao amin'izao fotoana izao ( zoma 16 mai 2008). Nanontany aho fa sao dia ny tobin'ny mpamonjy voina sy haintrano no may amin'izany? Angamba dia ho sampona fa tatitra tsy voamarina no milaza fa ny Hotel Shalimar io may io. Ny resaky ny olona moa tonga dia milaza fotsiny hoe:" Miala hetra indray izany fa be loatra ny hetra!". Asa anefa!
Fanitsiana: Ny Pharmacie Centrale no may