Yin si Yang - Lahatsuratra Andrang Faharua

2014-03-06 @ 23:18 in Ankapobeny

Mituhy ve ny rediredi? Tsi hu afa-manuratra lava fa mandrera-masu. Sa ahona? Nanuratra ahu dia nisy nitsu-dranu hue tuhizu ny lalanareu satri tsi ankasitrahany ny fanuratra tahaka izau. Tsi maninuna, huy ahu. Tanjuna iray tiana asehu ny hue rehefa manuratra tahaka izau dia tua mahatsapa hue Tatsinanana kukua ny tena fa tsy Tandrefana. Dia nivoka hu azy avy any an-tsaina ny mariky ny Yin si ny Yang anisan'ny manavaka ny kuluntsaina Tatsinanana.

Dia nijery fampafantarana hue inuna tukua mua ireu Yin si Yang ireu? Ny valiny dia hue zava-drua luha mifanuhitra ireu nefa mifamenu tanteraka mahatunga azy ireu hu zavatra iray lavurary; milaza ny vavy si ny lahy, ny alina sy ny andru, ny atsimu si ny avaratra. Lasa hu azy ilay rediredy!

Yin nu mahasahirana? Ny teny fanuratra Yang.

Yin nu manakana indrindra? Ny Saina Yang.

Yin nu tadiavinau? Manatsutra ny famaky teny Yang e!

Dia lasa fanuntaniana sy valiny ilay Yin sy Yang. Tsy izany futsiny ihany fa mampituny fu kukua ilay vombulana Yiang (=Ihany) izay nutairin'ny Yin. Dia izay indray ny andruany aluha fa mitady hu lasa lavitra avy hatrany izy izany!

 

Raha lasa lavitra tuku mankw dia lasa tuw izau indray ny tukuny hu fanuratra iu lahatsuratra etsy ambuny iu:

Mituhy ve ng rediredi? Tsi hw afa-manuratra lava fa mandrera-masw. Sa ahong? Nanuratra ahw dia nisy nitsu-drang hue tuhizw ni lalanareu satri tsi ankasitrahang ng fanuratra tahakw izau. Tsi maning, huw ahw. Tanjung iray tiang asehw ng hue rehefa manuratra tahaka izau dia to mahatsapa hue Tatsinang kuku ny tena fa tsy Tandrefang. Dia nivoka hu azy avy ang an-tsaing ng mariky ng Yin si ng Yang anisang manavaka ng kuluntsaing Tatsinang.

Dia nijery fampafantarang ahw hue ing tuku mu ireu Yin si Yang ireu? Ny valing de hue zava-drua luha mifanuhitra ireu nefa mifamenu tanteraka mahatungga azy ireu hu zavatra iray lavurary; milaza ng vavy si ng lahy, ng aling si ng andrw, ng atsimu si ng avaratra. Lasa hw azy ilay rediredy!

Yin ng mahasahirang? Ny teng fanuratra Yang.

Yin ng manakang indrindra? Ny Saing Yang.

Yin ng tadiavinau? Manatsutra ny famaky teng Yang e!

Eeee! Lasa lavitra eeee!

[Marihw fa mandray ni tuerang few mong isaky ni vombulang farang ni "w" sy ny "g" ary ny "y" arakarakw ni tarehintsuratra mialuhw azy nefa manahy mafy ahw fandrau mandika ny fitsipi-panuratang izany! Marihw ihang ku fa azw fuanang tanteraka ny fainggw mihantung ary lasa "gg" nu misulu tuerang ny "g" nanazarang antsika! Farang: Marihw fa tsy teng Filipino iu fa teng Malagasy]


Verindrohy (trackback)

Momba ahy
jentilisa

Vasoky ny tambajotra sosialy tahaka ny Facebook,Twitter sy ny karazany ny blaogy amin'izao fotoana. Mora miely vetivety ny hevitra sy izay voasoratra amin'ireo sehatra ireo.

Misy lafiny iray anefa tsy ahavoazan'izy ireo mihitsy ny blaogy dia ny fitehirizana.Rehefa karohina ny vontoaty iray dia sarotra hita kokoa ny vokatry ny fitadiavana avy amin'ireo tambajotra sosialy ireo.Izay lafiny izay no tsy maharesy tondromaso ny blaogy satria mora hita kokoa ny vontoatiny rehefa karohina amin'ny alalan'ny mili-pitadiavana.

Momba ny eto manokana indray, tsy hianona intsony amin'ny vaovao eto an-toerana aho fa hisokatra kokoa amin'ny manerantany, na amin'ny sehatra ankapobeny. Hosoratana avokoa na eritreritra sendra nandalo na revin-gadra, na fanehoan-kevitra mety hanafintohina ny mpamaky. Mety ho tezitra ianao amin'izay voasoratra nefa ny hisokafan'ny saina handinika sy hamakafaka ary handanjalanja no tena kinasa ambadiky ny lahatsoratra. Ka mazotoa daholo ary ny hevitra anie no hiady fa tsy isika no hifandramatra!

calendar
« Jiona 2023 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30  
Tahiry
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox