Antsirabe

Eto indray isika dia mahita ny faritra kanto ahafantarana an'Antsirabe ihany koa. Iny lalana manamorona manatona an'Antsenakely avy any amin'ny biraon'ny kaominina iny no tena maro fa hitanao ihany koa ny Akademia ny antsika, Andraikiba ary ny toerana hafa izay mety tsy voalazako. Ho sondriana hatrany ianao ary izay mahalala dia hihoraka hoe itsy an'Anona e!

 
Mireille! namana indray andro! niserana teo anoloako tamin'izaho naka ny sarin'ny tsangambaton'ny fahaleovantena! mbola hita tamin'ny ankana ny sarin'ny paositra raha ny akanjo nanaovany. Noarabaiko kosa aloha izy tamin'izany niserana teo anoloako izany e! ny ankoatra izay...
antsirabe 014.jpg

antsirabe 015.jpg

antsirabe 016.jpg

antsirabe 017.jpg

antsirabe 018.jpg

antsirabe 019.jpg

antsirabe 020.jpg

antsirabe 021.jpg

4536-antsirabe 021.jpg

antsirabe 022.jpg

antsirabe 023.jpg

antsirabe 024.jpg

antsirabe 025.jpg

antsirabe 026.jpg

antsirabe 027.jpg
 
Momba ahy
jentilisa

Vasoky ny tambajotra sosialy tahaka ny Facebook,Twitter sy ny karazany ny blaogy amin'izao fotoana. Mora miely vetivety ny hevitra sy izay voasoratra amin'ireo sehatra ireo.

Misy lafiny iray anefa tsy ahavoazan'izy ireo mihitsy ny blaogy dia ny fitehirizana.Rehefa karohina ny vontoaty iray dia sarotra hita kokoa ny vokatry ny fitadiavana avy amin'ireo tambajotra sosialy ireo.Izay lafiny izay no tsy maharesy tondromaso ny blaogy satria mora hita kokoa ny vontoatiny rehefa karohina amin'ny alalan'ny mili-pitadiavana.

Momba ny eto manokana indray, tsy hianona intsony amin'ny vaovao eto an-toerana aho fa hisokatra kokoa amin'ny manerantany, na amin'ny sehatra ankapobeny. Hosoratana avokoa na eritreritra sendra nandalo na revin-gadra, na fanehoan-kevitra mety hanafintohina ny mpamaky. Mety ho tezitra ianao amin'izay voasoratra nefa ny hisokafan'ny saina handinika sy hamakafaka ary handanjalanja no tena kinasa ambadiky ny lahatsoratra. Ka mazotoa daholo ary ny hevitra anie no hiady fa tsy isika no hifandramatra!

calendar
« Septambra 2024 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Tahiry
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox